Nofy (Bessa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ireo voninkazo
Niotazanao
Ndreo fa malazo
Maina kina izao
Ireo hirahira pogx fikalonao
Lasa an-dakira
Foana sy xncryn nandao
Ny fitiavantsika
Nafana hatrizay
Indrisy mangatsiaka
’Foy mandrakizay
Lay paradisa naorinao
Ho nofy sisa
Nofy hatrizao
Tonony sy Feony : Tovo ANDRIANANDRAINY
Mpihira : LOLA
Mpandrindra : siddj tononkira.serasera.org ARO
http://www.geocities.com/TheTropics/Shores/2640/
Niotazanao
Ndreo fa malazo
Maina kina izao
Ireo hirahira pogx fikalonao
Lasa an-dakira
Foana sy xncryn nandao
Ny fitiavantsika
Nafana hatrizay
Indrisy mangatsiaka
’Foy mandrakizay
Lay paradisa naorinao
Ho nofy sisa
Nofy hatrizao
Tonony sy Feony : Tovo ANDRIANANDRAINY
Mpihira : LOLA
Mpandrindra : siddj tononkira.serasera.org ARO
http://www.geocities.com/TheTropics/Shores/2640/
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : BessaVangy : 5226
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 26/10/2001 23:10
