Jangobo (Bessa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vao misy olona tonga
Avy any atsimotsimo andrefana
Izy no tamy nitsena
Ary niresaka hoe
    
    Oh lahy é, avy taiza ianao
    Belolo ve efa mba hitanao
rppwr    Lahy é, lahy é, tiako anie izy izay
    Iaho jagobo any aminay

Tsy mbola hitako akory
Ity Belolo lazainao ity
Tao Miandrivazo aho omaly
Tao Morondava anikeheo

    Oh Lahy é tena longoko ianao
    Belolo anie ka tsy lavitra f’ao
    Lahy e Lahy e tiako anie izy izay
    Iaho Jangobo any aminay

Vao misy olona hiainga
Ho any atsimotsimo andrefana
Izy manatitra foana
sady manafatra hoe

    Oh Lahy sfslvxby é veloma tononkira.serasera.org any aminay
    Raha mandalo any Belolo ianao
    Lahy e lahy e tiako anie izy izay
    Iaho Jagobo any aminay
auwspc

--------
Rohy:
Hevitra
sylvoalias ( 24/07/2020 17:39)
Misaotra anao Mr Bessa sy ny tariny...mankasitraka e..
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Bessa
Vangy : 27092
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : Raherybe
Daty : 24/11/2001 09:51
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0177