Jangobo (Bessa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vao misy olona tonga
Avy any atsimotsimo andrefana
Izy no tamy nitsena
Ary niresaka hoe
    
    Oh lahy é, avy taiza ianao
    Belolo ve efa mba hitanao
    Lahy é, lahy é, tiako anie izy izay
    Iaho jagobo any aminay

Tsy mbola hitako akory
Ity Belolo lazainao ity
Tao Miandrivazo jwuf aho omaly
Tao Morondava anikeheo

    Oh Lahy é tena longoko ianao
maaegfb    Belolo anie ka tsy lavitra f’ao
    Lahy e Lahy e tiako anie izy izay
    Iaho Jangobo any aminay

Vao misy olona hiainga
Ho tononkira.serasera.org any atsimotsimo andrefana
Izy manatitra foana
sady manafatra hoe

    Oh Lahy é veloma any aminay
    Raha mandalo any Belolo ianao
    Lahy pgota e lahy e tiako anie izy izay
    Iaho Jagobo any aminay

--------
Lien:
Commentaires
sylvoalias ( 24/07/2020 17:39)
Misaotra anao Mr Bessa sy ny tariny...mankasitraka e..
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Bessa
Visites : 28335
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : Raherybe
Date : 24/11/2001 09:51
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0116