Bibilava (Bessa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Bibilava sinambotr’ankizy drmhzkm ny foko
Tsy uhwlmb tanana andrangotra
Tsy tongotra hitsipaka
Nefa dia manantena ho afa-toloko
Raha toa ka omenareo
Fitia tsisy fitaka


Asakasakareo tononkira.serasera.org raha sahy hietraketraka
F’efa babonareo vao hoe aoka hipetraka
Asakasakareo raha toe ka hamotika
Hamela hilofika
Ity fanantenako.



Tonony sy Feony : Bessa
Mpihira : dvnpmp Lola

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Bessa
Vangy : 16931
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : angemiiicky
Daty : 31/08/2006 09:54
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0113