Ampidiro aloha ny tenimiafina
Atolotro anao (Bessa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Atolotro Anao e, ny fokoSatria tia ahy Ianao
Toa ilay tranon’omby maloto
Idiro ka mba azavao.
Fenoy fahendrena sy toky
Hizaka ny zava-manjo
Ny heloka sy ny hadalako
Levony ho rava avokoa
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : BessaVangy : 4306
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 13/03/2015 15:44
