Amontana (Bessa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Amontana anankiray avo be
Izay uecxv ngeza sy midoroboka
No fototra nipoirako
Tahaka ny voaloboka
Tambanin’ny alokalony
No mitoloko miadana
Voaaro amin’ny andro be
Tsy voafaokan’ny rivotra.

Ka rehefa hgpwdp tsy eo intsony
Ilay hazo tena lalaiko
Mbola ataoko ho rehareha
Izany atao hoe dimbiny sy solofony.

Rehefa ela aho dia lehibe
Fa izy kosa nidoboka
Nazeran’ny tononkira.serasera.org fahanterana
Ka zary maina sy boboka
Ny vorona amin’ny kalony
No mitantara mahalana
Fa ajts nifarimbona hono hoe
Ny havandra loza sy rivotra.

Na dia efa tsy eo intsony
Ilay hazo tena lalaiko
Mbola ataoko ho rehareha
Izany atao hoe dimbiny sy solofony.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Bessa
Vangy : 24305
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 18/01/2002 20:25
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0167