Tsy mety aminay (Barry's)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
TSY METY AMINAY
Tsy mety aminay ny tsy hilaza oh !oh
Tsy mety aminay ny tsy hanambara oh!oh
Zahy hihira ô!zahay hidera ô
Zahay ankalaza ô!zahay hifaly ô!iee
Ny hatsaranao re!tsy hay lazaina
Ny fitahinao re tsy hay tohaina
Herinao tompo ô mamelon’aina
tononkira.serasera.org Ny anaranao jeso no mendrika ho deraina oieh!
Ny fahasoavanao tsy hay lazaina
Ny fitiavanao tsy hay tohaina
Ny voninahitrao no ankalazaina
Ny fahalebiazanao tsy takatry ny saina oieh!
Izaho sy ianao e!e!isik’izao e!eh
Dia samy efa nandray koa andeha hanambara
twfc Dada sy neny e!eh!zoky sy zandry e!eh
Dia samy efa nahazo koa andeha re lazao e!e
Kiaky sy neny e!eh!tonton tantine e!e
xseifdu Dia samy efa nandray koa andeha ankalza
Ianao namako ô!ianao sakaizako ô!
Dia samy efa nandray koa andeha re derao gseapfqn ô
Misaora azy!!!
Misaora azy!!!
Misaora azy!!!
A/C:MAMY ANDRIA(2007)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Barry'sVangy : 1888
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : MsCorporation
Daty : 16/12/2015 12:32