Tsy mety aminay (Barry's)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
TSY METY AMINAY

Tsy mety aminay ny tsy hilaza oh !oh
Tsy mety aminay ny tsy hanambara oh!oh
Zahy hihira ô!zahay hidera ô
Zahay ankalaza ô!zahay hifaly ô!iee
Ny hatsaranao re!tsy hay lazaina
Ny fitahinao re tsy hay tohaina
Herinao tompo ô mamelon’aina
Ny anaranao jeso no mendrika ho deraina oieh!
Ny fahasoavanao tsy hay lazaina
Ny fitiavanao tsy hay tohaina
Ny voninahitrao no ankalazaina
Ny fahalebiazanao tsy takatry ny saina oieh!
Izaho sy ianao e!e!isik’izao e!eh
Dia samy efa nandray koa andeha hanambara
Dada sy neny e!eh!zoky sy zandry e!eh
Dia samy efa nahazo koa andeha re lazao e!e
Kiaky sy neny e!eh!tonton tantine e!e
Dia samy efa nandray koa andeha ankalza
Ianao namako ô!ianao sakaizako ô!
Dia samy efa nandray koa andeha re derao ô
Misaora azy!!!
Misaora azy!!!
Misaora azy!!!


A/C:MAMY ANDRIA(2007)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Barry's
Visites : 1288
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : MsCorporation
Date : 16/12/2015 12:32
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0725