Tsy hamela irery (Barry's)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
TSY HAMELA IRERY

Sento lava tsy fisihana
Zany ve no fiainanao?
Gidragidra fahoriana
Tsy misy fifaliana
Tebiteby ahiahy
Zany no mameno ny fonao
Tsy misy hitarainana
Tsy misy hianteherana
Izaho milaza aminao
Fa tsy irery ianao
Jesosy mbola eo hanolo-tanana
Koa raiso re ny tanany mitsotra ho anao
Tsy hamela irery anao Jeso
Tsy hamela irery anao
Tsy hamela irery anao Jeso
Tsy hamela irery anao








A/C:MAMY ANDRIA(2009)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Barry's
Vangy : 1650
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : MsCorporation
Daty : 16/12/2015 12:31
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0772