Ampidiro aloha ny tenimiafina
Tsy mety aminay (Barry's)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
TSY METY AMINAY
Tsy mety aminay ny tsy hilaza oh !oh
Tsy mety aminay ny tsy hanambara oh!oh
Zahy hihira ô!zahay hidera ô
Zahay ankalaza ô!zahay hifaly ô!iee
Ny hatsaranao re!tsy hay lazaina
Ny fitahinao re tsy hay tohaina
Herinao tompo ô mamelon’aina
Ny anaranao jeso no mendrika ho deraina oieh!
Ny fahasoavanao tsy hay jvti lazaina
Ny fitiavanao aecskw tsy hay tohaina
Ny voninahitrao no ankalazaina
Ny fahalebiazanao tsy takatry ny saina oieh!
Izaho xvqlol sy ianao e!e!isik’izao e!eh
Dia samy efa nandray koa andeha hanambara
Dada sy neny e!eh!zoky sy zandry e!eh
Dia samy efa nahazo koa andeha re lazao e!e
Kiaky sy neny e!eh!tonton tantine e!e
Dia samy efa nandray koa andeha ankalza
Ianao namako ô!ianao sakaizako ô!
tononkira.serasera.org Dia samy efa nandray koa andeha re derao ô
Misaora azy!!!
Misaora azy!!!
Misaora azy!!!
A/C:MAMY ANDRIA(2007)
Tsy mety aminay ny tsy hilaza oh !oh
Tsy mety aminay ny tsy hanambara oh!oh
Zahy hihira ô!zahay hidera ô
Zahay ankalaza ô!zahay hifaly ô!iee
Ny hatsaranao re!tsy hay lazaina
Ny fitahinao re tsy hay tohaina
Herinao tompo ô mamelon’aina
Ny anaranao jeso no mendrika ho deraina oieh!
Ny fahasoavanao tsy hay jvti lazaina
Ny fitiavanao aecskw tsy hay tohaina
Ny voninahitrao no ankalazaina
Ny fahalebiazanao tsy takatry ny saina oieh!
Izaho xvqlol sy ianao e!e!isik’izao e!eh
Dia samy efa nandray koa andeha hanambara
Dada sy neny e!eh!zoky sy zandry e!eh
Dia samy efa nahazo koa andeha re lazao e!e
Kiaky sy neny e!eh!tonton tantine e!e
Dia samy efa nandray koa andeha ankalza
Ianao namako ô!ianao sakaizako ô!
tononkira.serasera.org Dia samy efa nandray koa andeha re derao ô
Misaora azy!!!
Misaora azy!!!
Misaora azy!!!
A/C:MAMY ANDRIA(2007)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Barry'sVangy : 1987
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : MsCorporation
Daty : 16/12/2015 12:32
