Aza hafoy (Barry's)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
AZA HAFOY
1- Tsy andriko ny fotoana hihaonana, mba hilazako ireo tsy aritro
Hitantarana fitiavana, fotoana mamy ankafiziko swiz indrindra
Dia ny ho eo anilanao, satria tsara loatra ny miaraka Aminao
2- Hazavana e, hafanana, dia Ianao
Mahatamana e, tena mamy ny ambany elatrao
Mitondra Ahy ho amin'ny fiadanam-po, fahasambarana
Tiako loatra ianao Andriamanitra fitiavana
Refrain:
Aza manary Ahy ry Tompo, mpihaino vavaka
Fa mila ny sandrinao Aho e, fa mora solafaka
Aza hilaozanao fa tononkira.serasera.org mitalaho, miangavy Aho raha sitrakao (in-2)
3-Tsy ho ymyxlpl tantiko ny tsy ho ydzy eo anilanao, tsy ho vita na iray minitra aza ianao no mandao
Tsy te hiverina amin'ny aizina toy ny fahiny
Toy ny zaza tsy misy mpiahy, irery mangina
Refrain... (in-2)
BARRY'S (2017)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Barry'sVangy : 2792
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : tahiana.dafy2015
Daty : 19/09/2018 15:54