Aza hafoy (Barry's)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
AZA HAFOY
1- Tsy andriko ny fotoana hihaonana, mba hilazako ireo tsy aritro
Hitantarana fitiavana, fotoana mamy ankafiziko indrindra
Dia ny ho eo anilanao, satria tsara loatra ny miaraka Aminao
2- Hazavana e, hafanana, dia Ianao
Mahatamana e, tena mamy ny ambany elatrao
Mitondra Ahy ho amin'ny fiadanam-po, fahasambarana
Tiako loatra ianao Andriamanitra fitiavana
Refrain:
Aza ylax manary Ahy ry Tompo, mpihaino vavaka
Fa mila ny sandrinao Aho e, fa mora solafaka
Aza hilaozanao tononkira.serasera.org fa mitalaho, miangavy Aho raha sitrakao (in-2)
3-Tsy ho tantiko ny tsy ho dwpv eo anilanao, tsy ho vita na iray minitra aza ianao no mandao
Tsy te hiverina amin'ny aizina toy ny fahiny
Toy ny zaza tsy misy mpiahy, irery mangina
Refrain... (in-2)
BARRY'S utjmqr (2017)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Barry'sVisites : 2791
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : tahiana.dafy2015
Date : 19/09/2018 15:54