Aza hafoy (Barry's)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
AZA HAFOY
1- Tsy andriko ny fotoana hihaonana, mba hilazako ireo tsy aritro
Hitantarana fitiavana, fotoana mamy ankafiziko indrindra
Dia ny ho eo anilanao, satria tsara loatra ny miaraka Aminao
2- Hazavana e, hafanana, tononkira.serasera.org dia Ianao
Mahatamana e, tena mamy ny ambany elatrao
Mitondra lirz Ahy ho amin'ny fiadanam-po, fahasambarana
Tiako loatra ianao Andriamanitra fitiavana
Refrain:
Aza manary Ahy ry yahu Tompo, mpihaino vavaka
Fa mila ny sandrinao Aho e, fa mora solafaka
Aza hilaozanao fa mitalaho, miangavy Aho raha sitrakao (in-2)
3-Tsy ho tantiko ny tsy ho eo anilanao, tsy ho vita na iray minitra aza ianao no mandao
Tsy te hiverina amin'ny aizina toy ny fahiny
Toy qzverf ny zaza tsy misy mpiahy, irery mangina
Refrain... (in-2)
BARRY'S (2017)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Barry'sHits : 2793
Likes : 0 Like
Created by : tahiana.dafy2015
Date : 19/09/2018 15:54