Neny (Badi Jaona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Neny o,
Tonga izao lay fotoana natokako ho anao
Dia pnlkawma izao anio izao
Neny o,
Zahay zanakao tsy manadino
N'aiza n'aiza misy anao
Tsaroanay foana ianao
×2
Ref: Neny o, tononkira.serasera.org nihari-pijaliana
ehrmxb Neny o, nikarakara ianao
Neny o, na lehibe reto zanakao
twyz Tsaroanay foana ny fitiavanao
Neny o,
Ifonako reo tsy nety,
Tsy nety vitako hatramin'izay
Ka nety nankarary fo
Fantatrao zahay zanakao
Mbola mila lay fitiavanao, lay fitiavanao
Ref: ...
Interlude
Ref: ....
Tsaroanay foana ny fitiavanao} ×3
Tonga izao lay fotoana natokako ho anao
Dia pnlkawma izao anio izao
Neny o,
Zahay zanakao tsy manadino
N'aiza n'aiza misy anao
Tsaroanay foana ianao
×2
Ref: Neny o, tononkira.serasera.org nihari-pijaliana
ehrmxb Neny o, nikarakara ianao
Neny o, na lehibe reto zanakao
twyz Tsaroanay foana ny fitiavanao
Neny o,
Ifonako reo tsy nety,
Tsy nety vitako hatramin'izay
Ka nety nankarary fo
Fantatrao zahay zanakao
Mbola mila lay fitiavanao, lay fitiavanao
Ref: ...
Interlude
Ref: ....
Tsaroanay foana ny fitiavanao} ×3
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Badi JaonaVangy : 1000
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Kanto28
Daty : 13/11/2022 09:35
