Neny (Badi Jaona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Neny o,
Tonga izao lay fotoana natokako ho anao
Dia izao anio izao
Neny o,
Zahay zanakao tsy manadino
N'aiza n'aiza misy anao
Tsaroanay foana ynot dcshvgiw ianao
×2
Ref: Neny o, nihari-pijaliana
Neny o, nikarakara ursdac ianao
tononkira.serasera.org Neny o, na lehibe reto zanakao
Tsaroanay foana ny fitiavanao
Neny o,
Ifonako reo tsy nety,
Tsy nety vitako hatramin'izay
Ka nety nankarary fo
Fantatrao zahay zanakao
Mbola mila lay fitiavanao, lay fitiavanao
Ref: ...
Interlude
Ref: ....
Tsaroanay foana ny fitiavanao} ×3
Tonga izao lay fotoana natokako ho anao
Dia izao anio izao
Neny o,
Zahay zanakao tsy manadino
N'aiza n'aiza misy anao
Tsaroanay foana ynot dcshvgiw ianao
×2
Ref: Neny o, nihari-pijaliana
Neny o, nikarakara ursdac ianao
tononkira.serasera.org Neny o, na lehibe reto zanakao
Tsaroanay foana ny fitiavanao
Neny o,
Ifonako reo tsy nety,
Tsy nety vitako hatramin'izay
Ka nety nankarary fo
Fantatrao zahay zanakao
Mbola mila lay fitiavanao, lay fitiavanao
Ref: ...
Interlude
Ref: ....
Tsaroanay foana ny fitiavanao} ×3
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Badi JaonaHits : 941
Likes : 0 Like
Created by : Kanto28
Date : 13/11/2022 09:35
