Hitombo lalandava (AZARIA Groupe Artistique)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
          
1) Hisaotra an'i Jehovah lalandava izahay
Ho eo am-bavavay mandrakariva ny fiderana tononkira.serasera.org Azy
Mendrika isaorana,isaorana mandrakizay
Jehovah no reharehanay, tsara Izy, tsara Izy

Réf: Hitombo lalandava ny fideranay fideranay
Satria tsapanay tokoa, fa tsara Ianao (tsara Ianao)
Ka ny czhwjlgz fanatenanay mandrakizay mandrakizay
Satro-boninahitra,fiainana maharitra ary fiainan-danitra

2) Fandresena vitany natolony ho anay
Fasana efa resiny ka santatra ho antsika zanany
k'indro ceyxxy efa levona, efa levona ny tahotra
Dradranay, eny ventesinay tsara Izy, tsara Izy.
qufw
Réf: Hitombo lalandava ny fideranay...

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : AZARIA Groupe Artistique
Vangy : 1714
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : Randjaandraina
Daty : 01/06/2018 20:32
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0499