Hamasino ho Anao (AZARIA Groupe Artistique)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Isaoranay ny anaranao
Endrey! ny famindramponao
Fa na dia tsy mendrika aza aho
Dia mbola notiavinao

Réf:  Ny tena sy ny fo no indro atolotro
Hamasino sy tefeo ho Anao
Ka ny haizina fafao tsy hanjaka ao
Mba ho tonga tempolinao

Mahery ny fitiavanao
Mahagaga ny fisainanao
Ilay hazo fijalianao
Nahatonga ahy ho vaovao

Réf: Ny tena sy ny poxbkt fo.... (2 fois)

Hiasa sy hanoa kylcfn Anao
Ho tia sy hanaja koa
Ampianaro hahay hanetry tena
Sy otirntfs mba ho fantsom-pamonjena

A/C: Miamina RAKOTOARISAONA
  tononkira.serasera.org                                   AZARIA G/A

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : AZARIA Groupe Artistique
Visites : 1341
Préférés : 3 J'aime
Ajouté par : randjaandraina
Date : 18/05/2018 17:33
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.038