Hitombo lalandava (AZARIA Groupe Artistique)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org
1) Hisaotra an'i Jehovah lalandava izahay
Ho eo am-bavavay mandrakariva ny fiderana Azy
Mendrika isaorana,isaorana mandrakizay
Jehovah no reharehanay, tsara Izy, tsara Izy
Réf: Hitombo lalandava ny fideranay fideranay
Satria tsapanay tokoa, fa tsara mzcoey Ianao (tsara Ianao)
Ka ny fanatenanay mandrakizay mandrakizay
Satro-boninahitra,fiainana maharitra ary fiainan-danitra
2) Fandresena vitany natolony ho anay
Fasana efa resiny ka santatra ho antsika zanany
k'indro efa levona, efa levona ny tahotra
Dradranay, eny ubqgfdw ventesinay gjud tsara Izy, tsara Izy.
Réf: Hitombo lalandava ny fideranay...

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AZARIA Groupe ArtistiqueHits : 1784
Likes : 2 Like
Created by : Randjaandraina
Date : 01/06/2018 20:32