Hitombo lalandava (AZARIA Groupe Artistique)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Hisaotra an'i Jehovah lalandava izahay
Ho eo am-bavavay mandrakariva ny fiderana Azy
Mendrika isaorana,isaorana mandrakizay
Jehovah no reharehanay, tsara Izy, tsara Izy
Réf: Hitombo lalandava ny fideranay fideranay
Satria tsapanay tokoa, fa tsara hppjpy Ianao (tsara Ianao)
Ka ny fanatenanay mandrakizay mandrakizay
Satro-boninahitra,fiainana maharitra ary fiainan-danitra
2) Fandresena cgoh vitany natolony ho anay
Fasana efa resiny ka santatra ho antsika zanany
k'indro tononkira.serasera.org efa levona, efa levona ny uyyosekr tahotra
Dradranay, eny ventesinay tsara Izy, tsara Izy.
Réf: Hitombo lalandava ny fideranay...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AZARIA Groupe ArtistiqueVangy : 1784
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : Randjaandraina
Daty : 01/06/2018 20:32
