LEHIBE SY MAHATALANJONA (AZARIA Groupe Artistique)

1- Lehibe sy mahatalanjona ny asanao Tompo ô!
Iza no tsy atahotra tsy ankalaza anao Jesoa
Mahitsy sady marina ny lalanao Mpanjakanay
Ny firenena ho avy hiankohoka Aminao

Ref : Manandram-peo fankalazana, fiderana sy hosana
        Avy ao am-po mahatsapa ny fitiavana anay Zanakao
        Ianao no mihazona izao rehetra izao
        KaTsiky dia ampy voninahitra ho Anao mandrakizay Jehovah Ray

2- Fo ravoravo tafaray
    Maneho fa zanaky ny Ray
    Miara-dia, miombom-piainana ary koa mifankatia
    Ny lanitra no tanjona, fiainana mandrakizay
    Indro santarinay sahady dieny ety

Ref : ....

T/F : RAKOTOARISAONA Miamina Fanantenana (08 Jolay 2017)
Mpihira : AZARIA GROUPE ARTISTIQUE FJKM Ifarihy Famonjena

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : AZARIA Groupe Artistique
Mpamaky : 120
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : MiamIR
Tamin'ny : 05/07/2019 14:07:02
ID : 11877

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo