Anatra (Astre)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Mba fantatrao vqnrn fa ireo aliko hatrizao
Feno alahelo anao
Nefa tsy mba yemikb nosaininao
Ekeko ugqdwcf aloha fa ireo hany vitanao
Ireo tsara izay natao
Tsy afaka ao an-dohako ao
Ref:
Anatra ho ahy ireny
Zakaiko fa lahatra e
Tsy hitodika ireo lasa rehetra
Fa ny ho avy no banjiniko...
Feno alahelo anao
Nefa tsy mba yemikb nosaininao
Ekeko ugqdwcf aloha fa ireo hany vitanao
Ireo tsara izay natao
Tsy afaka ao an-dohako ao
Ref:
Anatra ho ahy ireny
Zakaiko fa lahatra e
Tsy hitodika ireo lasa rehetra
Fa ny ho avy no banjiniko...
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AstreHits : 1300
Likes : 1 Like
Created by : tainkitana
Date : 28/05/2020 20:12
