Ampidiro aloha ny tenimiafina
Anatra (Astre)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mba fantatrao fa ireo aliko hatrizao
Feno alahelo anao
Nefa tsy mba xofymuw nosaininao
tononkira.serasera.org Ekeko aloha fa ireo hany lnywv vitanao
Ireo tsara izay natao
Tsy afaka ao an-dohako ao
Ref:
Anatra msjfptme ho ahy ireny
Zakaiko fa lahatra e
Tsy hitodika ireo lasa rehetra
Fa ny ho avy no banjiniko...
Feno alahelo anao
Nefa tsy mba xofymuw nosaininao
tononkira.serasera.org Ekeko aloha fa ireo hany lnywv vitanao
Ireo tsara izay natao
Tsy afaka ao an-dohako ao
Ref:
Anatra msjfptme ho ahy ireny
Zakaiko fa lahatra e
Tsy hitodika ireo lasa rehetra
Fa ny ho avy no banjiniko...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AstreVangy : 1248
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : tainkitana
Daty : 28/05/2020 20:12
