Astre

Nampiditra tainkitana
27/05/2020 07:25
Hiran'i Astre 2 Jereo eto
Vangy : 490
Mpankafy : 1 Ankafizo
Tarika iray miangaly ny gadona Rock i Astre,ahitana mpikambana 4 :
Ferd:lead vocal
Eric:soliste/background vocal
Andry: Batteur
Christian:Bass
Samy mpianatrin Universite teny
Fianarantsoa moa rizalahy ary teny no nitsangana ny tarika ASTRE ny taona 2019.. Efa matetika miakatra sehatra koa izy ireo

Hevitra momba an'i Astre

tainkitana (27/05/2020 16:24)
Mbola tsy accepte ny hira

Hiran'i Astre (2)

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4741