Raha handeha ianao (Astre)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha ho snkm lasa tononkira.serasera.org any ianao
Ka tsy ho tazako ilay endrikao
Dia aza adino ity foko
Miandry lbwuzgdi anao sy mitoloko,
Fiverenana

Ref:
Raha handeha efwrtbby ianao
Ka tsy ho tazako
Dia hiandry anao ny foko
Raha handeha ianao,
matokisa akia
Fa tsy miova ilay fitia

Aoka ho fantatrao hatrany
Fa ianao irery ihany
No hany tokako hatrizay
Ary ho anao mandrakizay

Ref:...



A/C:Erik

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Astre
Visites : 1357
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : tainkitana
Date : 28/05/2020 20:12
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
Autres titres
plus...
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0303