Anatra (Astre)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mba fantatrao yuqo fa ireo aliko cgtzm hatrizao
Feno alahelo anao
Nefa tsy mba nosaininao
Ekeko aloha fa ireo hany vitanao
Ireo tsara izay natao
Tsy afaka ao an-dohako ao
Ref:
Anatra ho wcoqg ahy ireny
Zakaiko fa lahatra e
Tsy hitodika ireo lasa rehetra
Fa ny ho avy no banjiniko... tononkira.serasera.org
Feno alahelo anao
Nefa tsy mba nosaininao
Ekeko aloha fa ireo hany vitanao
Ireo tsara izay natao
Tsy afaka ao an-dohako ao
Ref:
Anatra ho wcoqg ahy ireny
Zakaiko fa lahatra e
Tsy hitodika ireo lasa rehetra
Fa ny ho avy no banjiniko... tononkira.serasera.org
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AstreVangy : 1301
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : tainkitana
Daty : 28/05/2020 20:12
