DERAO NY TOMPONAO (ASAFA(Antsan'ny SAlema Fanantenana Ambatondrazaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
DERAO NY TOMPONAO DERAO
Ô DERAO NY TOMPONAO DERAO
Hidera aho hidera ny anaranao
Ry Tompo masina sy Avo indrindra
Ilay namela ny helokay dia JESOSY TOMPONAY
Mendrika ho deraina Ianao mandrakizay
O Haleloia haleloia ho anao ry Ray mpahary anampamorona anay
Hidera xougwe lalandava aho raha mbola velona ka hihoby hatrany ko mandrakizay
Ô HOBIO NY TOMPONAO Ô HOBIO
Ô HOBIO NY TOMPONAO mswhdcht Ô HOBIO
Hidera aho hidera ny anaranao
Ry Tompo masina sy Avo indrindra
Ilay namela ny helokay dia JESOSY TOMPONAY
Mendrika ho deraina Ianao mandrakizay
O Haleloia haleloia ho anao ry Ray mtqnle mpahary anampamorona anay
Hidera lalandava tononkira.serasera.org aho raha mbola velona ka hihoby hatrany ko mandrakizay
A/C: Fiononana
Vol 2

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ASAFA(Antsan'ny SAlema Fanantenana Ambatondrazaka)Vangy : 630
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Berova
Daty : 25/10/2023 16:49