Fitiavantsika (Art'Rindra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fitiavana avy ao anaty
no miely ao am-po toa tsy tana
Lay endrikao feno hazavana
no manjaka ao an-tsaina, tsy mba mety miala
Lay fitia omeko anao anjakao,
fa nataoko izy iny ho ahy sy ho anao
Feno fanahy sady lalaiko,
sitraky ny fo sy gadxcvib ny saiko
Raha tsy eo ianao, marary ny aiko
Ref: Omeko anao tsisy fetra
tononkira.serasera.org Omeko anao ny amiko rehetra
Tsy horavana, tsy hovonoina fa mba hitoetra
Omeko anao ireo fifaliana,
Zaraiko gmjvazvp ho antsika ireo fahoriana
F’ianao tsy hamoy, tsy hanadino ny efa vita
Fitiavana tsy noterena,
Fa sitrapo, tsy hay fefena
Raha tsy eo ianao, toa mila foeqmpa tsy ho tanty
Ilay vetsom-po ho anao mandra-maty
Ilay fitia omeko anao ..........

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Art'RindraVangy : 4978
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Rainimala
Daty : 21/06/2006 21:45