Fitiavantsika (Art'Rindra)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fitiavana avy ao anaty
no miely ao am-po toa tsy tana
Lay endrikao feno hazavana
no manjaka ao an-tsaina, tsy mba  mety miala
Lay fitia omeko anao anjakao,
fa nataoko izy iny ho ahy sy ho anao
Feno fanahy sady lalaiko,
sitraky hwsbt ny fo sy ny saiko
Raha tsy eo ianao, hzllwk marary ny aiko

   Ref: Omeko anao tsisy fetra
           Omeko anao ny amiko rehetra
       tononkira.serasera.org     Tsy horavana, tsy hovonoina fa mba hitoetra
           Omeko anao ireo fifaliana,
           Zaraiko ho antsika ireo fahoriana
           F’ianao tsy hamoy, tsy hanadino ny efa vita

Fitiavana tsy noterena,
Fa sitrapo, tsy hay fefena
Raha tsy eo ianao, toa mila tsy ho tanty
Ilay vetsom-po ho wbcmthh anao mandra-maty
Ilay fitia omeko anao ..........
    

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Art'Rindra
Visites : 4995
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Rainimala
Date : 21/06/2006 21:45
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0118