Manana Anao (Armm (Antsan-dRasalama Martiora Manjakaray))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
OuhmmmOuhmmm
Ouh ouhhhh
Ouhmmm
Ouhmmm
Ouh ouhhhh
Raha handeha mandia tany aho ka tsy maintsy hianjera
(Lehilahy) Tsy maintsy solafaka e
Na hiery aho tafo lanitra ka tsy maintsy ho lena
(Lehilahy) Na ho aiza tsy ho afaka e
Fiainan'io lanja miakatra
Miha mavesatra ireo entam-babena
Ny ampitso ankamantatra
Fa raha izaho kosa mbola manantena fa
Refrain :
Manana Anao
Manana Ray aho e
Ka tsy hanahy amin'izay mety ho ampitso
Manana Anao
Manana Ray aho e
Efa misy mpiahy ka tsy hidiran'izay kizo
Manana Anao
Mpiandry ahy e
Miambina ahy tsy handeha lalan-diso
Manana Anao
Tanjaka ho ahy e
Tsy maintsy tafarina na lavo im-pito
Refrain...
Feon-kira...
(Choeur lehilahy)
Tsy irery aho
Tsy very aho
Satria manana Anao
Ianao no antenaiko izao
Mahery aho
Mpandresy aho
Raha toa ka tantananao
Raha toa miaraka Aminao
Tsy irery aho... (+BESO)
Manana Anao
Ao aminao e
Ouhmmm
Tompo tia
Manana Anao
Ao aminao e
Ouhmmm
Jesoa tia
(Choeur) Tsy irery aho...
Solo :
Manana Anao
Manana Ray aho e
Manana mpiahy e
Ouhhhh
Fa manana Anao
Manana Ray aho e
Ka tsy hanahy aho
(Choeur) Tsy maintsy tafarina na lavo im-pito
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Armm (Antsan-dRasalama Martiora Manjakaray)Hits : 246
Likes : 0 Like
Created by : joantsa
Date : 12/08/2025 13:51
