Ampandrosoy (Armm (Antsan-dRasalama Martiora Manjakaray))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Choeur lehilahy)1. Mandondona ao am-ponao
Mba jereo kely Izy izao
Tsy mba sasatra mihitsy Izy
Tsy torovana, tsy kivy
Fa manantena hatrany hatrany
Hoe ianao indray andro any, hamaly
Mandondona ao am-ponao (Mandondona ao am-ponao)
Mba jereo kely Izy izao (Mba jereo fa miandry anao)
Ahhh Ahhh
Ao Izy e
Ouh ouh ouhhhh
Miandry Izy e
Ouhhh
Refrain :
Oh oh ohhh
Ampandrosoy Jesoa
Ho hitanao ny heriny
Ampandrosoy Jesoa
Hanehoany ny fahasoavany aminao
Ka raiso ao am-po Jesoa
Ny mba hitoetra ao
Fitiavan-dehibe
No atolony ho anao
Androany
2. Fahasambarana tokoa (fahasambarana ao am-po)
Soa tsy manam-paharoa (no nomaniny ho anao)
Nafoiny ho anao avokoa
Izay rehetra mety hahasoa
Ny hany handraindrainy hatrany hatrany
Hoe ianao indray androany
Hamaly
Refrain (*2)
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Armm (Antsan-dRasalama Martiora Manjakaray)Hits : 131
Likes : 0 Like
Created by : joantsa
Date : 10/08/2025 20:31
