Aiza (Apost)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aiza no tononkira.serasera.org misy hasambarana sy fiadanana mandrakizay ?
Aiza no tsisy fijaliana sy fahoriana lalandava izao?
Ref:
Sarotsarotra ihany sy hanahirana
Ny hikarok’ izany rehetra izany
Tsy maintsy mbola misahirana
Raha mbola pxdh pccwtae tany koa ny tany
Aiza no misy ersjgk fitiavana tsy mba misy avakavaka?
Aiza no tsisy fiadin’izay mampiato ny fiainana
Ref:
Sarotsarotra ihany sy hanahirana
Ny hikarok’ izany rehetra izany
………………………………………..

--------
Rohy: