Aiza (Apost)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aiza no misy bqvu hasambarana sy tononkira.serasera.org fiadanana mandrakizay ?
Aiza no tsisy fijaliana sy fahoriana lalandava izao?
Ref:
Sarotsarotra ihany sy hanahirana
Ny hikarok’ izany rehetra izany
Tsy maintsy mbola misahirana
Raha mbola tany koa ny tany
Aiza no misy fitiavana niuj tsy mba misy avakavaka?
Aiza no tsisy fiadin’izay mampiato ny fiainana
Ref:
Sarotsarotra ihany sy hanahirana
Ny hikarok’ rbdwbr izany rehetra izany
………………………………………..

--------
Lien: