ORA SARO-BIDY (APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tonga ity ilay ora saro-bidy Andraisako ny vatanao sy ranao Kristy
Fantatro fa tsy mendrik’zany ao,
nefa matoky anao aho, matoky anao aho
Mino aho Jesoa fa ny vatanao sy ny ranao masina
No raisiko ao anaty Eokaristia
Mino aho fa ianao tokoa tokoa eh
No tonga nofo aman-dra ao anaty Kominio
Ref: Oh mandrosoa ry Jesoa oh mandrosoa ah!
mitoera ato am-poko
anazava ny fiainako
mitoera ao ry Jesoa mitoera aho
Fa matoky anao , matoky anao aho
Tonga ity ilay ora saro-bidy
Andraisako ny vatanao sy ranao Kristy
Fantatro fa tsy mendrik’zany ao,
fa matoky anao ao, matoky anao aho..
Ref…..
A/C: RANOELISON Nirina (Ni)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga)Vangy : 352
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Manou2108
Daty : 20/01/2023 09:43