IFONANA AMINAO (Si) (APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Nanenenana tononkira.serasera.org ireo ratsy rehetra vitanay
Ifonana Aminao
Tsy te-hamerina intsony ‘reo hadisoana izahay
Fa malilo ô!
Raha mandinika e! Ny Hatsaram-ponao ô!
Dia mandon-tratra, tsy sahy mijery, mitanondrika e!
Tompo ô! Tompo ô ! Mamindrà fo aminay
Fa manenina e ! Tena manenina
Tsy sahy mibanjina Anao
Tsy sahy manonona ny Anaranao
Tompo ô! Tompo ô ! Mamindrà fo aminay
2) Ny Hazofijalianao iny efa navesatra
Mbola nampianay ihany
Tamin’ireo fahotana maro izay vita isan’andro ô!
Raha mandinika e! Ny Fitiavanao ‘zahay e!
Dia menatra mafy fa tsy mendrika izahay
Kristy ô! grlhokdc Kristy ô! Mamindrà fo aminay
Fa manenina e ! Tena manenina
Tsy sahy mibanjina Anao
Tsy sahy manonona ny Anaranao
Kristy ô! Kristy ô! Mamindrà fo aminay
3) Nihazakazaka izahay ka potraka fa trotraka
Dia indro tamy Ianao qjrt nampitsangana fa nangoraka
Hafaliam-be no nandraisanao izany e!
Fa very ka hita indray, ‘lay ondrikely iray
Tompo ô! Tompo ô ! Mamindrà fo aminay
Fa manenina e ! Tena manenina
Tsy sahy mibanjina Anao
Tsy sahy manonona ny nhjs Anaranao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga)Visites : 533
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : RABEHAVANANA
Date : 28/12/2023 09:12