FANAHY MASINA (APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
L : La la la la la la ! La la la la la la ! La la la la la la !
V :Fanahy Masina ô ! avia ety hanilo anay
     Fanahy Masina ô ! midina eto anilanay
L : La la la la la la ! La la la la la la ! La la la la la la !

V : Fanahy Masina ô ! avia ety hanilo anay
Fanahy Masina ô ! midina eto akaikinay
Ampianaro mitory
Ho fideran’izy Tompo ireto zanakao
(Bis)
L : La la la la la la ! La la la la la la ! La la la la la la !
L + V : La la la la la la ! La la la la la la ! La la la la la la !

L : Fanahy Masina ô ! avia ety hanilo anay
     Fanahy Masina ô ! midina eto akaikinay
Ampianaro mihira
Ho fideran’izy Tompo ireto mpianatrao
(Bis)
V : La la la la la la ! La la la la la la ! La la la la la la !
L + V : La la la la la la ! La la la la la la ! La la la la la la !

L : Ampianaro mihira …
     Ho fideran’izy Tompo ireto Mpianatrao
V : Ampianaro (3 fois)
V : Ampianaro mitory …
      Ho fideran’izy Tompo ireto zanakao
L : Ampianaro mitory …
     Ho fideran’izy Tompo ireto zanakao

L + V :  La la la la la la ! La la la la la la ! La la la la la la !
             Ampianaro miaina
             Ilay tenin’ny Tompo ireto mpianatrao

Auteur: HARITSARATIARAY Eriky (Poon)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga)
Vangy : 452
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Manou2108
Daty : 12/01/2023 09:21
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3686