Tsisy afa-tsy Ianao (Anyah)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
kdrm Nandeha nivezivezy aho nitady zava-tsoa
Izay rehetra tazako nandramako avokoa
Izay rehetra hitako toa mankarary an-doha
Izay rehetra tazako dia toa mety lo
Ka tapa-kevitra aho f’Ianao no hiankinako
Satria ts’isy afa-tsy Ianao no afaka hifaly ahy
Satria ts’isy afa-tsy Ianao no ubeb Tompoko (x2)
Ry Tompo atolotro anio ny fiainako ho Anao
Ka mba raiso sy ahitsio ry Jesoa anjakao
Fantatro fa Ianao Ilay lxlf tsy mba mandao
Arovy aho ho eo ambany elatrao
Fa tapa-kevitra aho ny hanaraka Anao
Satria ts’isy tononkira.serasera.org afa-tsy Ianao no afaka hifaly ahy
Satria ts’isy afa-tsy Ianao no Tompoko (x2)

--------
Rohy: