Tsisy afa-tsy Ianao (Anyah)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nandeha nivezivezy tononkira.serasera.org aho nitady zava-tsoa
Izay rehetra tazako jzthf nandramako avokoa
Izay rehetra hitako toa mankarary an-doha
Izay rehetra cgcpfb tazako dia toa mety lo
Ka tapa-kevitra aho f’Ianao no hiankinako
Satria ts’isy afa-tsy Ianao no afaka hifaly ahy
Satria ts’isy aogcr afa-tsy Ianao no Tompoko (x2)
Ry Tompo atolotro anio ny fiainako ho Anao
Ka mba raiso sy ahitsio ry Jesoa anjakao
Fantatro fa Ianao Ilay tsy mba mandao
Arovy aho ho eo ambany elatrao
Fa tapa-kevitra aho ny hanaraka Anao

Satria ts’isy afa-tsy Ianao no Tompoko (x2)

--------
Link: