Tretrika aho (Antsan'ny zavaboaary Ekar Andravoahangy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tretrika aho ry Jeso o!o!
Fa handray tononkira.serasera.org anao ato anatiko
Ka ianao no hiaro ahy
Fanahy amam-batana
Ref:
Ry Jeso o!
zkgw vonona aho hanara-dia anao
ka hialoka ambany elatrao
raha sendra ady sarotra
Izay ela izay aho nahatsiaro ho very jdgal
Tsy nahalala izay haleha
Ankehitriny kosa dia ianao
No hitantana ahy
Ref jzhbfol : (x2)
Fa handray tononkira.serasera.org anao ato anatiko
Ka ianao no hiaro ahy
Fanahy amam-batana
Ref:
Ry Jeso o!
zkgw vonona aho hanara-dia anao
ka hialoka ambany elatrao
raha sendra ady sarotra
Izay ela izay aho nahatsiaro ho very jdgal
Tsy nahalala izay haleha
Ankehitriny kosa dia ianao
No hitantana ahy
Ref jzhbfol : (x2)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antsan'ny zavaboaary Ekar AndravoahangyVangy : 2365
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 27/11/2003 07:59
