Tretrika aho (Antsan'ny zavaboaary Ekar Andravoahangy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tretrika aho ry Jeso o!o!
Fa handray anao ato anatiko
Ka ianao no hiaro ahy
Fanahy amam-batana
          
Ref:
               veztckxp   Ry Jeso o!
                 vonona aho hanara-dia nchuijcj anao
                 ka hialoka ambany elatrao
             qmvqbkpv     raha sendra ady sarotra

Izay ela izay aho nahatsiaro ho very
Tsy nahalala izay haleha
Ankehitriny tononkira.serasera.org kosa dia ianao
No hitantana ahy
          
Ref : (x2)

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Antsan'ny zavaboaary Ekar Andravoahangy
Hits : 2403
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 27/11/2003 07:59
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.2674