Tretrika aho (Antsan'ny zavaboaary Ekar Andravoahangy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tretrika aho ry Jeso o!o!
Fa vxori handray anao ato anatiko
Ka ianao no hiaro ahy
Fanahy amam-batana
      flwh      
Ref:
                 Ry Jeso o!
  tononkira.serasera.org                vonona aho hanara-dia anao
                 ka hialoka ambany elatrao
               gwbvk   raha sendra ady sarotra

Izay ela izay aho nahatsiaro ho very
Tsy nahalala izay haleha
Ankehitriny kosa dia ianao
No hitantana ahy
          
Ref : (x2)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Antsan'ny zavaboaary Ekar Andravoahangy
Visites : 2364
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 27/11/2003 07:59
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0448