MIVAY (Antsan'ny KArmela Fanantenana Ambatolampy (AKAFA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa tsy mora anie ny asanao izao
fitsapana hatrany no hiainanao
nefa aza manahy fa ao ny Ray
Izy no hitondra ny sedranao mivay
Aza miherika na mihemotra fandrao
maty indray 'lay afo ao anatinao
mivavaha hatrany , antsoy ny Ray
fa izy no hitondra ny sedranao mivay
Satana anie tsy faly ny aminao
eny tsy faly
miezaka manao izay azony hatao
ka mampijaly
nefa aza dqfrd kivy na mihemotra fa mbola ao ny Ray
hiady ho anao amin'ny adinao mivay
Izao tontolo izao izay mambabo anao
fandrika mivelatra fakam-panahy
fa raha mino ianao dia tononkira.serasera.org ho azonao
lay vjgv fandresena voahomana ho ana
Aza miherika na mihemotra fandrao
maty indray xmtopqm ilay afo ao anatinao
mivavaha hatrany ,antsoy ny Ray
fa Izy no hitondra ny sedranao mivay
AKAFA Ambatolampy
a/c : SAMSON R.
fitsapana hatrany no hiainanao
nefa aza manahy fa ao ny Ray
Izy no hitondra ny sedranao mivay
Aza miherika na mihemotra fandrao
maty indray 'lay afo ao anatinao
mivavaha hatrany , antsoy ny Ray
fa izy no hitondra ny sedranao mivay
Satana anie tsy faly ny aminao
eny tsy faly
miezaka manao izay azony hatao
ka mampijaly
nefa aza dqfrd kivy na mihemotra fa mbola ao ny Ray
hiady ho anao amin'ny adinao mivay
Izao tontolo izao izay mambabo anao
fandrika mivelatra fakam-panahy
fa raha mino ianao dia tononkira.serasera.org ho azonao
lay vjgv fandresena voahomana ho ana
Aza miherika na mihemotra fandrao
maty indray xmtopqm ilay afo ao anatinao
mivavaha hatrany ,antsoy ny Ray
fa Izy no hitondra ny sedranao mivay
AKAFA Ambatolampy
a/c : SAMSON R.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antsan'ny KArmela Fanantenana Ambatolampy (AKAFA)Vangy : 1991
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : antsakarmela
Daty : 24/02/2017 14:14
