Masina (Antsan'ny Finoana - FJKM Manarintsoa Finoana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Masina Ianao
Ry Andriamanitra Tompon'izao rehetra izao
Deraina Ianao
Aminao no hanandratanay ny voninahitra
Mitsaoka dbxt Anao
Misandrata ambonin'ny tany sy ny lanitra
Mankalaza Anao e fa tsy misy
Andriamanitra tahaka Anao
Fiv :
Masina Ianao, ka mampitoetra ny fahamasinaNao
Mitaona anay, ho masina mendrika ny ho tempoliNao
Mba arotsay, ny Fanahy Masina hitsilo ny fiainanay
Hahaizanay mandeha sy mijoro ny lala-marinao
2- Ny asanay
Sitrakay tononkira.serasera.org raha toa ka ho hanitra ankasitrahanao
Mba mamwiw hampiray
Aminay ireo olona mangetaheta Anao
Tariho 'zahay
Tsy hivily intsony na hiverin-dalana
Ampianaro 'zahay e
Hahay hanisa ny andronay sisa

...

T/F: Rabearivelo jwtqm Mamy

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antsan'ny Finoana - FJKM Manarintsoa FinoanaHits : 575
Likes : 0 Like
Created by : mamyboo
Date : 21/10/2024 15:14