Fenoy aho (Antsan'ny Finoana - FJKM Manarintsoa Finoana)

Ref:
Arotsahy izao ry RAY
(NY) FanahiNAO hameno ahy
Ahitako indray izay lalana hizoran'ny fo sy fanahy
Fenoy aho ry Ray
Hitoetra ho maharitra
Mandram-pihaviNAO haka ahy

1- 'Zao fiainana eto izao
Dia tsy hay vinaina
Maro iTsiky dia ampyreo sedraina
Toa mampitaraina
Soa fa eo Ianao JESOA (anilako eo)
Andry iankinana hifikirana

2- 'Zao fiainana eto izao
Feno kalalao
Mamitaka mampisintaka Aminao
Soa fa eo Ianao (anilako eo JESOA)
Andry iankinana hifikirana

A/C: FLAVIE Cynthia
31.03.19

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Antsan'ny Finoana - FJKM Manarintsoa Finoana
Mpamaky : 113
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : ThiaCyn
Tamin'ny : 11/04/2019 21:25:59
ID : 11522

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo