Fenoy aho (Antsan'ny Finoana - FJKM Manarintsoa Finoana)



Arotsahy izao ry Ry
Ny Fanahinao hameno ahy
Ahitako indray izay lalana
Izoran'ny fo sy fanahy
Fenoy aho ry Ray hitoetra ho maharitra
Mandram-pihavinao indray haka ahy

1- Izao fiainana eto izao
Dia tsy ahy vinaina
Maro ireo sedraina toa mampitaraina
Soa fa eo Ianao Jesoa (anilako eo)
Andry iankinana, hifikirana.

Ref:
Arotsahy izao ry Ry
Ny Fanahinao hameno ahy
Ahitako indray izay lalana
Izoran'ny fo sy fanahy
Ftononkira.serasera.orgenoy aho ry Ray hitoetra ho maharitra
Mandram-pihavinao indray haka ahy

2- Izao fiainana eto izao feno kalalao
Mamitaka, mampisitaka Amio
Soa fa eo Ianao Jesoa (anilako eo)
Andry iankinana, hifikirana.

Ref:
Arotsahy izao ry Ry
Ny Fanahinao hameno ahy
Ahitako indray izay lalana
Izoran'ny fo sy fanahy
Fenoy aho ry Ray hitoetra ho maharitra
Mandram-pihavinao indray haka ahy

************************************************
A/C: FLAVIE Cynthia

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Antsan'ny Finoana - FJKM Manarintsoa Finoana
Mpamaky : 178
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Vutus14
Tamin'ny : 01/04/2019 10:17:08
ID : 11506

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo