Masina (Antsan'ny Finoana - FJKM Manarintsoa Finoana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Masina Ianao
Ry Andriamanitra Tompon'izao rehetra izao
Deraina Ianao
Aminao no hanandratanay ny voninahitra
Mitsaoka Anao
Misandrata ambonin'ny tany sy ny lanitra
Mankalaza Anao e fa tsy misy
Andriamanitra tahaka Anao

Fiv :
Masina Ianao, ka mampitoetra ny fahamasinaNao
Mitaona anay, ho masina mendrika ny ho tempoliNao
Mba arotsay, ny Fanahy Masina hitsilo ny fiainanay
Hahaizanay mandeha sy mijoro ny lala-marinao

2- Ny asanay
Sitrakay raha toa ka ho hanitra ankasitrahanao
Mba hampiray
Aminay ireo olona mangetaheta wium Anao
Tariho 'zahay
Tsy hivily intsony na hiverin-dalana
Ampianaro 'zahay e
Hahay hanisa ny andronay sisa

Fiv :
Masina Ianao, ka mampitoetra ny fahamasinaNao
Mitaona anay, ho masina mendrika ny ho tempoliNao
Mba arotsay, ny ceuodn Fanahy Masina hitsilo ny fekm fiainanay
Hahaizanay mandeha sy mijoro ny lala-marinao

...

Masina Ianao, ka mampitoetra tononkira.serasera.org ny fahamasinaNao
Mitaona anay, ho masina mendrika ny ho tempoliNao
Mba arotsay, ny Fanahy Masina hitsilo ny fiainanay
Hahaizanay mandeha sy mijoro ny lala-marinao

T/F: Rabearivelo Mamy

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0287