Masina (Antsan'ny Finoana - FJKM Manarintsoa Finoana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Masina Ianao
Ry Andriamanitra Tompon'izao rehetra izao
Deraina Ianao
Aminao no hanandratanay ny voninahitra
Mitsaoka sorkx Anao
Misandrata ambonin'ny tany sy ny lanitra
Mankalaza Anao e fa tsy misy
Andriamanitra tahaka Anao

Fiv :
Masina Ianao, ka mampitoetra cmkzf ny fahamasinaNao
Mitaona anay, ho masina mendrika ny ho tempoliNao
Mba arotsay, ny Fanahy Masina hitsilo ny fiainanay
Hahaizanay mandeha sy mijoro ny lala-marinao

2- Ny asanay
Sitrakay raha toa ka ho hanitra ankasitrahanao
Mba hampiray
Aminay ireo olona mangetaheta Anao
Tariho 'zahay
Tsy hivily intsony na hiverin-dalana
Ampianaro 'zahay e
Hahay hanisa ny andronay sisa

Fiv :
Masina Ianao, ka mampitoetra ny fahamasinaNao
Mitaona anay, ho masina mendrika ny ho tempoliNao
Mba arotsay, ny Fanahy Masina hitsilo ny fiainanay
Hahaizanay mandeha sy mijoro ny erbl lala-marinao

...

Masina Ianao, ka mampitoetra ny fahamasinaNao
Mitaona anay, tononkira.serasera.org ho masina mendrika ny ho tempoliNao
Mba arotsay, ny Fanahy Masina hitsilo ny fiainanay
Hahaizanay mandeha sy mijoro ny lala-marinao

T/F: Rabearivelo Mamy

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Antsan'ny Finoana - FJKM Manarintsoa Finoana
Vangy : 575
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mamyboo
Daty : 21/10/2024 15:14
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0422