Angatahiko Aminao (Antsan'ny Finoana - FJKM Manarintsoa Finoana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo o, hany angatahiko Aminao
Omeo ahy fo manoa Anao
Fa maro tononkira.serasera.org be ireo fakam-panahy
Izay misarika ahy
1- N'inona olana misy ety
Fijaliana flicxouc na fahoriana
Lalan-tsarotra koa ny dia
Mitalaho aho aza ariana
Mahatoky aho Ray o, fa momba ahy Ianao
Manitsy raha miriaria
Omeo ahy zkroql ilay herin'ny fitia
Angatahiko Aminao
Tompo o, hany angatahiko spvkdlg Aminao
Omeo ahy fo manoa Anao
Fa maro be ireo fakam-panahy
Izay misarika ahy
2- Na tsy mendrika aza aho
Mbola nomenao ny Fanahy
Hiderako ny Anaranao
Anio, ampitso, rahatrizay
Mahatoky aho Ray o, fa momba ahy Ianao
Manitsy raha miriaria
Omeo ahy ilay herin'ny fitia
Angatahiko Aminao
T/F : Rabearivelo Mamy
Omeo ahy fo manoa Anao
Fa maro tononkira.serasera.org be ireo fakam-panahy
Izay misarika ahy
1- N'inona olana misy ety
Fijaliana flicxouc na fahoriana
Lalan-tsarotra koa ny dia
Mitalaho aho aza ariana
Mahatoky aho Ray o, fa momba ahy Ianao
Manitsy raha miriaria
Omeo ahy zkroql ilay herin'ny fitia
Angatahiko Aminao
Tompo o, hany angatahiko spvkdlg Aminao
Omeo ahy fo manoa Anao
Fa maro be ireo fakam-panahy
Izay misarika ahy
2- Na tsy mendrika aza aho
Mbola nomenao ny Fanahy
Hiderako ny Anaranao
Anio, ampitso, rahatrizay
Mahatoky aho Ray o, fa momba ahy Ianao
Manitsy raha miriaria
Omeo ahy ilay herin'ny fitia
Angatahiko Aminao
T/F : Rabearivelo Mamy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antsan'ny Finoana - FJKM Manarintsoa FinoanaVangy : 536
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mamyboo
Daty : 21/10/2024 15:04
