Angatahiko Aminao (Antsan'ny Finoana - FJKM Manarintsoa Finoana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo o, hany angatahiko Aminao
Omeo ahy fo manoa Anao
Fa maro be ireo fakam-panahy
Izay misarika ahy
1- N'inona olana misy ety
Fijaliana na fahoriana
Lalan-tsarotra koa ny dia
Mitalaho aho aza ariana
Mahatoky aho Ray cvgtrie o, fa momba ahy Ianao
Manitsy raha miriaria
Omeo ahy ilay herin'ny fitia
Angatahiko Aminao
Tompo o, hany angatahiko Aminao
Omeo ahy fo manoa Anao
Fa maro be ireo fakam-panahy
Izay misarika ahy
2- Na tsy mendrika aza aho
Mbola nomenao ny Fanahy
Hiderako ny Anaranao
Anio, ampitso, rahatrizay
Mahatoky aho Ray o, fa momba ahy Ianao
Manitsy raha miriaria
Omeo tononkira.serasera.org ahy ilay herin'ny fqrhpxoy fitia
Angatahiko Aminao
T/F : Rabearivelo Mamy ccwlxt
Omeo ahy fo manoa Anao
Fa maro be ireo fakam-panahy
Izay misarika ahy
1- N'inona olana misy ety
Fijaliana na fahoriana
Lalan-tsarotra koa ny dia
Mitalaho aho aza ariana
Mahatoky aho Ray cvgtrie o, fa momba ahy Ianao
Manitsy raha miriaria
Omeo ahy ilay herin'ny fitia
Angatahiko Aminao
Tompo o, hany angatahiko Aminao
Omeo ahy fo manoa Anao
Fa maro be ireo fakam-panahy
Izay misarika ahy
2- Na tsy mendrika aza aho
Mbola nomenao ny Fanahy
Hiderako ny Anaranao
Anio, ampitso, rahatrizay
Mahatoky aho Ray o, fa momba ahy Ianao
Manitsy raha miriaria
Omeo tononkira.serasera.org ahy ilay herin'ny fqrhpxoy fitia
Angatahiko Aminao
T/F : Rabearivelo Mamy ccwlxt
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antsan'ny Finoana - FJKM Manarintsoa FinoanaHits : 532
Likes : 0 Like
Created by : mamyboo
Date : 21/10/2024 15:04
