Angatahiko Aminao (Antsan'ny Finoana - FJKM Manarintsoa Finoana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo o, hany angatahiko ziryrtjp Aminao
Omeo ahy fo manoa Anao
Fa maro be ireo fakam-panahy
Izay misarika shxirpb ahy

1- N'inona olana misy ety
Fijaliana na fahoriana
Lalan-tsarotra koa ny dia
Mitalaho aho aza ariana

Mahatoky aho Ray o, fa momba ahy Ianao
Manitsy raha miriaria
Omeo ahy ilay herin'ny fitia
Angatahiko Aminao

Tompo o, hany angatahiko Aminao
Omeo ahy fo manoa Anao
Fa maro be ireo bpluih fakam-panahy
Izay misarika ahy

2- Na tsy mendrika aza aho
Mbola tononkira.serasera.org nomenao ny Fanahy
Hiderako ny Anaranao
Anio, ampitso, rahatrizay

Mahatoky aho Ray o, fa momba ahy Ianao
Manitsy raha miriaria
Omeo ahy ilay herin'ny fitia
Angatahiko Aminao

T/F : Rabearivelo Mamy

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0397