Tano ny Finoana (Antsan'ny Finoana Ambodivary Soavina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mendrika ny ho deraina,
Ilay Andriamanitra Fitiavana.
Nanorina Fiangonana
handraisam-pitahiana sy tolwz fahasoavana.

Fa Jesosy Kristy Tompo,
Izy no lohan'ny fiangonana.
Aoreno tononkira.serasera.org ao ny fiainanao;
Jesosy Fehizoro,
manda aronao

Ka ny aza fanompoana;
Ataovy ampitiavana avokoa.
Fiadanana no ho azonao;
Ho feno blhncwsb fifaliana ny fiainanao.

Dia tano,
tano mafy ny finoana izay ygzfni anananao.
Hazony tsara, aza miova
eo anatrehan'Andriamanitra.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Antsan'ny Finoana Ambodivary Soavina
Vangy : 1555
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fanafy
Daty : 09/03/2015 09:29
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2168